Accompagner l’innovation en agriculture : entre dynamique des supports fournis et qualité des services. Cas d’étude sur le stockage de semences de pommes de terre par les paysans membres de FIFATA

 Document de projet | |     

La trajectoire de cette innovation démarre en 2008 en Vakinankaratra lorsque les producteurs rencontrent des problèmes phytosanitaires comme le flétrissement bactérien, ainsi que la conservation et l’accès à des semences de base saines de pommes de terre. Pour répondre aux problèmes de stockage des semences, les discussions entre le comité de VFTV1 et le Ceffel2 ont abouti à concevoir des bâtiments de stockage en matériaux locaux en s’inspirant de ceux déjà testés par Cap-Malagasy3 sur les céréales dans les régions Sud. Pour répondre au problème de disponibilité de semences de base, Ceffel a expérimenté la multiplication de plants de pommes de terre, en collaboration avec Fifamanor puis le Fofifa (deux centres de recherche). Les paysans multiplicateurs de semences et les paysans relais, membres de Fifata, ont reçu appuis et formations réguliers par le Ceffel mais aussi par Cap-Malagasy aux techniques de production, mais aussi à la gestion collective pour une meilleure planifcation et gestion du stock de semences de pommes de terre.

Accompagner l’innovation en agriculture : entre dynamique des supports fournis et qualité des services Cas d’étude sur le «Service d’Information Economique des Légumes » (SIEL)

 Document de projet | |     

Le SIEL est un système de diffusion d’informations de marché auprès des producteurs par l’utilisation d’outils numériques et d’animation autour de panneaux d’afchage. Le SIEL est porté par l’association CEFFEL1 et l’organisation faîtière de producteurs FIFATA2. Il est utilisé dans 12 régions. Le SIEL cherche à réduire les asymétries d’information entre les producteurs et les acheteurs sur l’évolution des prix, afin de faciliter la commercialisation des légumes et adapter les calendriers de cultures.

Mots-clés : agriculture durable, Innovations technologiques

Manaraka ny zava-baovao amin’ny sehatry ny fambolena sy fompiana : ny fvoaran’ireo tantsoroka nomena sy ny kalitaon’ny tolo-draharaha Fandinihana tranga momba ny SIEL «Service d’Information économique des Légumes»

 Document de projet | |     

Ny SIEL dia raftra iray fanapariahana vaovao momba ny tsena ho an’ny mpamokatra amin’ny alàlan’ny fampiasana ftaovana nomerika sy fanentanana manodidina takela fanehoana. Ny SIEL dia nentin’ny fkambanana CEFFEL1 sy ny fkambanan’ny mpamokatra FIFATA2 ary ampiasaina amin’ny faritra miisa 12. Ny SIEL dia mikatsaka ny hampihenana ny tsy ftoviana amin’ny fampahalalam-baovao eo amin’ny mpamokatra sy ny mpividy mikasika ny fvoaran’ny vidimbokatra, mba hanamora ny fvarotana legioma sy hanamboarana ny tetiandrom-pambolena.

Manaraka ny zava-baovao amin’ny sehatry ny fambolena sy fompiana : ny fivoaran’ireo tantsoroka nomena sy ny kalitaon’ny tolo-draharaha. Tranga nohadihadiana mikasika ny fitahirizana zanak’ovy ataon’ny fkambanana tantsaha mpikambana ao amin’ny FIFATA

 Document de projet | |     

Ny niaingan’ity fvoizana zava-baovao ity dia nanomboka tamin’ny 2008 tao Vakinankaratra rehefa tojo aretin’ovy tahaka ny fandazo ny mpamokatra, ka nila ftahirizana sy fahafahana misitraka masombolin’ovy salama tsara. Mba ahafahana mamaha ny olan’ny ftahirizana masomboly, dia nisy dinidiniky ny komitin’ny VFTV1 sy ny Ceffel2 izay niafara tamin’ny famolavolana trano ftahirizam-bokatra amin’ny alalan’ny akora eny an-toerana, nalaina tahaka tamin’ireo izay efa nandraman’ny CAP-Malagasy3 tamin’ny vary tany amin’ny faritra Atsimo. Ho famahana ny olana amin’ny tsy fisian’ny masomboly fototra, ny Ceffel dia nanao andrana tamin’ny famokarana zanak’ovy, Ary niara-niasa tamin’ny Fifamanor sy ny Foffa (ivon-toerana fkarohana roa). Ny tantsaha mpamokatra masomboly sy ny tantsaha mpampita, mpikambana ao amin’ny Fifata, dia nahazo tohana sy fofanana tsy tapaka avy tamin’ny Ceffel sy ny Cap-Malagasy amin’ny teknika-mpambolena ary koany faraha-mitantana mba hanatsarana ny ftantanana ny tahirin-janak’ovy.

1/1