Ny SIEL dia raftra iray fanapariahana vaovao momba ny tsena ho an’ny mpamokatra amin’ny alàlan’ny fampiasana ftaovana nomerika sy fanentanana manodidina takela fanehoana. Ny SIEL dia nentin’ny fkambanana CEFFEL1 sy ny fkambanan’ny mpamokatra FIFATA2 ary ampiasaina amin’ny faritra miisa 12. Ny SIEL dia mikatsaka ny hampihenana ny tsy ftoviana amin’ny fampahalalam-baovao eo amin’ny mpamokatra sy ny mpividy mikasika ny fvoaran’ny vidimbokatra, mba hanamora ny fvarotana legioma sy hanamboarana ny tetiandrom-pambolena.