Vina apetraky ny FIFAMANOR ny hampiroborobo ny tontolon’ny famokarana eo amin’ny lafiny Fambolena sy Fiompiana mba ho fanatsarana ny farimNy famokarana ronono dia isan’ireo seham-pihariana ahafahana mampivoatra ny fiainan’ny fianakaviana iray, indrindra raha manaraka tsara ny tekinikam-piompiana mba hahazoana vokaHo an’ny ombivavy efa tsara taranaka, ny fahaizamitantana ny sakafony isan’andro dia fanohitra iray lehibe enti-mampitombo sy mampaharitra ny vokaTamin’ny alalan’ny fiaraha-miasa nisy teo amin’ ny tetik’ asa FRDA Vakinankaratra, ny FIFAMANOR, ny kaoperativa PRN ary ny mpiompy dia indro atolotra ho antsika amin’ny alalan’ity TOROLALANA ity ireo tsara ho fantatra momba ny fanomezana ny sakafon’ny ombivavy be ronono amin’ny fampiasana ny fanampin-tsakafo voakajy araka ny karaIsaorana etoana ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fanatontosana ity torolalana ity ka nahatonga azy ho eo ampelatanan’ny mpanjifa tena