Nahoana no mampiasa masomboly nohatsaraina ? - Mba hananana voly matanjaka, mahatohitra ny aretina sy ny fahavalo mpanimba ny voly, ary mahatanty hain-tany - Mba hanomezana lanja ireo tsiron-taharo nentina ho an’ny voly tamin’ny alalan’ny zezika ; - Mba hanatsarana ny fivarotana ny vokatra, izay tsara kalitao sy tsy mifangaroharo